Filazantsara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fametrahana rohy ivelany
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana rohy
Andalana faha-9:
Ny Filazantsara efatra dia tsy afangaro amin'ireo boky ao amin'ny Testamenta Vaovao toy ny ''Asan'ny Apostoly'', ireo Epistily ary ny ''Apokalypsin'i Jaona''. Misokajy roa ny Filazantsara, dia ireo Filazantsara synoptika (mitovy fijery) sy ny Filazantsara araka an'i [[Jaona]].
 
Telo ireo Filazantsara synoptika, dia ny ''Filazantsara araka an'i [[Matio]]'' (na ''Filazantsaran'i Matio'') sy ny ''Filazantsara araka an'i [[Markapur|Marka]]'' (na ''Filazantsaran'i Marka'') ary ny ''Filazantsara araka an'i [[Lioka]]'' (na ''Filazantsaran'i Lioka'').
 
== Vontoatiny ==