Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanistiana tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanoloana teny
Andalana faha-21:
 
=== Ny bokin'ireo Mpaminany ===
Ny bokin'ny Mpaminany dia misy sokajy roa, dia ny ireo bokin'ny mpaminany lehibe sy ny mpaminany kelymadinika.
 
==== Mpaminany lehibe ====
Andalana faha-27:
 
==== Mpaminany madinika ====
Roa ambin'ny folo ny mpaminany kekymadinika, dia : Hosea, Joela, Amosa, Obadia, Jona, Mika, Nahoma, Habakoka, Zefania, Hagay, Zakaria ary Malakia. Atao hoe "mpaminany kely" izy ireo noho izy nanoratra kely.
 
Ireo boky fanampiny ao amin'ny Baiboly Katolika no ataon'ny Katolika hoe Deoterokanonika ("kanona faharoa") na ny Protestanta hoe Apokrifa ("miafina"). Ireo boky ireo dia tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo sy Protestanta (amin'ny ankapobeny). Manampy azy ireo ny toko fanampiny amin'ny Estera sy Daniela.