Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana diso
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana tsipelina
Andalana faha-18:
 
=== Ny bokim-pahamasinana ===
Ny bokim-pahamasinana, atao hoe koa Hagiografa, dia Joba, Salamo, Ohabolana, Mpitoriteny, ary Tononkiran'i Solomona. Ny Baiboly KatolokaKatolika dia mbola ahitana ny Fahendren'i Solomona sy ny Ekleziastika (na Sirasida).
 
=== Ny bokin'ireo Mpaminany ===
Andalana faha-24:
 
==== Mpaminany lehibe ====
Efatra ny mpaminany lehibe, dia Isaia, Jeremia, Ezekiela, Daniela, manampy azy ireo ny bokin'ny Fitomaniana. Atao hoe "mpaminany lehibe" izy noho izy nanoratra lava miohatra amin'ny sasany. Ny Baiboly Katolikakatolika dia ahitana ny Baroka.
 
==== Mpaminany madinika ====