Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Addbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 115 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q19786 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitsiana sy fnitarana ny pejy
Andalana faha-1:
{{testamenta taloha}}
 
TenenintsikaAtao hoe '''Testamenta taloha''' (Ἡ Παλαιὰ Διαθήκη ''Hē Palaià Diathḗkē'') ny soratrasoratry ny Baiboly taloha ny fiainantalohan'nyi [[Jesoa Kristy]]. (voasoratraNy Kristiana dia aomampiasa anatinan'nyio [[Testamentateny Vao]]),io ilayhanondroany tenyny ''testamenta''tapany dia avyvoalohany amin'ny [[fitenyBaiboly, Grika]]izay διαθήκηvoasoratra / diathḗkē <small>/diaθeːkeː/</small>, voadika amintalohan'nyi fitenyJesoa [[latina]] ''testamentum''Kristy.
 
== Fiforonan-teny ==
Mihevitra ny [[Kristiana]] hoe ny [[Baiboly]] dia ny fitambaran'ny Testamenta taloha sy ny Testamenta Vaovao
Ny teny hoe ''testamenta'' dia avy amin'ny [[fiteny latina]] hoe ''testamentum'', izay nandikana ny [[teny grika]] hoe ''διαθήκη'' / diathḗkē <small>/diaθeːkeː/,</small> izay midika hoe "fanakena", "fifanarahana", "fanekem-pihavanana". Ny Testamenta Taloha izany dia ny Baibolin'ny Jiosy na Jody, izay antsoina hoe ''Tanakh'' na ''Thanak''.
 
MihevitraHo an'ny [[Kristianina|Kristiana]] hoe, ny [[Baiboly]] dia ny fitambaran'ny Testamenta talohaTaloha sy ny [[Testamenta Vaovao]].
Ny ''boky'' ao anatin'ny testamenta taloha dia {{BASEPAGENAME}} ny ''torà'' ny [[boky ny prôfety]], sy ny boky deoterôkanônika.
 
== Ireo boky ao amin'ny Testamenta Taloha ==
Misokajy efatra ny boky ao anatin'ny Testamenta Taloha, dia ny T''orà'' na Torah (atao hoe koa Boky dimin'i Mosesy), ny [[Bokin'ny Mpaminany|bokin-tantara, ny bokim-pahamasinana, ary ny bokin'ireo Mpaminany]]. Manampy an'ireo ny boky atao hoe Deoterôkanônika izay tsafiditra ao na amin'ny Baiboly protestanta na amin'ny Torah.
 
=== Ny boky dimin'i Mosesy ===
Ireo atao hoe "Boky dimin'i Mosesy", na Pentateoka (avy amin'ny teny grika ''pente'': "dimy" sy ''teukhos'': "horonana"), izay antsoina koa hoe Lalàna (Lalàn'i Mosesy), ataon'ny Jiosy hoe Torah, dia ny Genesisy, ny Eksodosy, ny Levitikosy, ny Nomery ary ny Deoteronomia.
 
=== Ny bokin-tantara ===
Ny bokin-tantara dia Josoa, Mpitsara, Rota, Samoela voalohany sy faharoa, Mpanjaka voalohany sy faharoa, Tantara voalohany sy faharoa, Ezra, Nehemia. Ny Baiboly katoklika dia ahitana boky fanampiny: Estera, Tobia, Jodita ary Makabeo voalohany sy faharoa.
 
=== Ny bokim-pahamasinana ===
Ny bokim-pahamasinana, atao hoe koa Hagiografa, dia Joba, Salamo, Ohabolana, Mpitoriteny, ary Tononkiran'i Solomona. Ny Baiboly Katoloka dia mbola ahitana ny Fahendren'i Solomona sy ny Ekleziastika (na Sirasida).
 
=== Ny bokin'ireo Mpaminany ===
Ny bokin'ny Mpaminany dia misy sokajy roa, dia ny ireo bokin'ny mpaminany lehibe sy ny mpaminany kely.
 
==== Mpaminany lehibe ====
Efatra ny mpaminany lehibe, dia Isaia, Jeremia, Ezekiela, Daniela, manampy azy ireo ny bokin'ny Fitomaniana. Atao hoe "mpaminany lehibe" izy noho izy nanoratra lava miohatra amin'ny sasany. Ny Baiboly Katolika dia ahitana ny Baroka.
 
==== Mpaminany madinika ====
Roa ambin'ny folo ny mpaminany keky, dia : Hosea, Joela, Amosa, Obadia, Jona, Mika, Nahoma, Habakoka, Zefania, Hagay, Zakaria ary Malakia. Atao hoe "mpaminany kely" izy ireo noho izy nanoratra kely.
 
Ireo boky fanampiny ao amin'ny Baiboly Katolika no ataon'ny Katolika hoe Deoterokanonika ("kanona faharoa") na ny Protestanta hoe Apokrifa ("miafina"). Ireo boky ireo dia tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo sy Protestanta (amin'ny ankapobeny). Manampy azy ireo ny toko fanampiny amin'ny Estera sy Daniela.
 
== Jereo koa ==
* [[Testamenta Vaovao]]
 
* [[Apokrifa]]
 
* [[Pseodepigrafa]]
 
* [[Deoterokanonika]]
* [[Mpaminany]]
* [[Mpaminany lehibe]]
* [[Mpaminany madinika]]
 
[[Sokajy:Fiangonana]]