Wikipedia:Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-18:
Baiko hentitra no nomen'ny filoha ny tompon’andraikitra rehetra mba hanamafy ny fampiharana ny lalàna sy ny fitsipiky ny fifamoivozana, hampihatra tsy misy indrafo ny famaizana amin’izay mihoa-pefy sy tsy manara-dalàna, ary hanaramaso akaiky ny fanomezana alàlana hamily fiara, indrindra eo amin’ny sehatry ny fitateram-bahoaka.
 
Niantso ireo mpitatitra ihany koa izy mba ho matihanina ny [[mpamily]] ampiasaina satria ain’olona no lalaovin’ireo manao kitoatoa amin’ny asany. Asiana sampan’ny [[BANCOBIANCO]] koa, hoy ny filoha, eny amin’ireo toby fitsirihana ara-teknika mba tsy ho nohon’ny [[kolikoly]] no ahazoana alàlana, kanefa hitera-doza satria tsy tomombana ny fiara.<ref>http://www.presidence.gov.mg/accidents-de-taxibe-application-stricte-des-lois-et-reglements/</ref>
 
-----------------