Wikipedia:Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-14:
Lozam-pifamoivozana teny amin’ny <big>Digue</big> sy tany <big>Mahitsy</big> [[Antananarivo]] : 12 no [[maty]], 37 naratra mafy
 
NanoloanyNanoloana izany, dia nitsidika tao amin’ny [[hopitaly]] HJRA (Hopital Joseph Ravoahangy Andrianavalona) an'ireo niharam-boina ny filoha Malagasy ‪[[Hery ‎Rajaonarimampianina]]‬ alina,ny alin'io ihany: nankahery ireo naratra sy naneho ny fiaraha-miory tamin’ireo fianakaviana namoy havana.
 
Baiko hentitra no nomenynomen'ny filoha ny tompon’andraikitra rehetra mba hanamafy ny fampiharana ny lalàna sy ny fitsipiky ny fifamoivozana, hampihatra tsy misy indrafo ny famaizana amin’izay mihoa-pefy sy tsy manara-dalàna, ary hanaramaso akaiky ny fanomezana alàlana hamily fiara, indrindra eo amin’ny sehatry ny fitateram-bahoaka.
 
Niantso ireo mpitatitra ihany koa izy mba ho matihanina ny [[mpamily]] ampiasaina satria ain’olona no lalaovin’ireo manao kitoatoa amin’ny asany. Asiana sampan’ny [[BANCO]] koa, hoy ny filoha, eny amin’ireo toby fitsirihana ara-teknika mba tsy ho nohon’ny [[kolikoly]] no ahazoana alàlana, kanefa hitera-doza satria tsy tomombana ny fiara.<ref>http://www.presidence.gov.mg/accidents-de-taxibe-application-stricte-des-lois-et-reglements/</ref>
 
-----------------
 
==== Vaovao efa lasa ====
* Voatendry ny Praiministra vaovao