Havandra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 80 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q37602 (translate me)
Rijarni (dinika | fandraisan'anjara)
tsipelina vitsivitsy ihany no nahitsiko fa mbola mila maso
Andalana faha-3:
[[Sary:Orage de grêle.png|thumb|fiavian'ny havandra|200px|right]]
 
Ny '''havandra''' dia karazana [[rotsak'orana]] miforona any anaty [[orambe]] rehefa mando ny [[rivotra]] ary rehefa mitsoka matymafy ny rivotra mihakatramiakatra (courants ascendants). Kanety ny endrika alainy, ary mety misyho 5 milimetatra ka hatramin'ny 10 santimetatra nuny savaivon'ilay « kanety ». Ny kaody METAR METARn'ny havandra dia GR (''gr''êle).
 
== Fiaviana ==
 
Ny havandra dia miforona ao anaty rivotra mafana sy mando, ary mitsingilahila eo ambonin'ny hafanana ivaingananana, mitsingilahilaivainganana. Ny rivotra voaainga dia lasa ampoka satria ny hafanan 'ilay etona dia midina rehefa mihakatramiakatra eny ambony araka ny lalanlalàn'ny [[etona tonga lafatra|Entona tonga lafatra]]. Ny rano ambiny dia mamorona ilay rahona diaary aveoavy eo mamorona ny orana. MiitatraMihitatra hatrany arakaraky ny herin-drivotra mihakatramiakatra ny hangezan'ny havandra, ary mivaingana avy hatrany izy ireo. RehefaMba mi[[vaingana]],hampivaingana nyilay tete-drano diaranomandry dia tsy maintsy ao ambanin'ny hafanana ivainginaivainganana ny maripanan'ny tete-drano ary mahitatsy maintsy mifandray amina [[:fr:Noyau_glacigène|vaonina ivainginanainvainginana]]. Raha tsy mahita io vaonina ivainginana io izy, dia mijanona ho ranoka izy ary mijanona toy io foana raha mahery ny -39°C ny hafananamaripana, io zavatra io dia afahany mihakatra any an-tapon-d[[rahona]].
 
Rehefa mivaingana any ambonin'ny [[trôpôsfera]] (eo ambonin'ny soson-drivotran'ny tany) manan-kafanana latsaky ny -10°C ny [[tete-drano]], dia lasa vaonina ivainginana izy. Amin'ilay tsindrin'ny entona fiampohan'ny ranomandry latsaky ny an'ny rano ao ambanin'ny 0°C, ny enton-drano ao anatin'ilay rivotra mihakatramiakatra izany dia mora midanizina kokoa eo amin'ny vaonina ranomandry noho ny eo amin'ny rano. Ny havandra izany dia miitatra haingankaingana kokoa noho ny [[tete-drano]] ao anaty [[soson-drivotra]] mando tahaka ny rahon'[[orambe]].
 
== Jereo koa ==