Balkana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 107 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q23522 (translate me)
Yahadzija (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Balkan topo en.jpg|thumb|200px|ankavanana|Ny Balkana ara-jeografia]]
 
Ny '''Balkana''' dia manono ny [[firenena]] ao amin'ny tanjona (péninsule) Atsinanan'i Mediteranea. Ny firenen'ny Balkana dia : [[Grisy]], [[Kroasia]], [[Romania]], [[Albania]], [[MasedoanaMacedônia]], [[Serbia-sy-Montenegro]], Ny [[Bosnia- sy Herzegovina]] ary ny [[Slovenia]].
 
Ny anarana ''balkana'' dia avy amin'ny [[fiteny torka]] midika « vato malama », ary tamin'ny taonjato faha 19 io teny io no nampiasaina ho an'ny faritan'i [[Bolgaria]], ary nampiasaina teo aorian'io fotoana io ho an'ny tanjon' [[Eoropa]] Atsimo Atsinanana. Hatrin'io, niova dika im-betsaka ny teny « balkana ». Tamin'ny Ady lehibe voalohany, nanomboka tamin'ny famonoana ny archiduc [[François-Ferdinand]] tany [[Sarajevo]], any Bosnia, ny faritan'ny Balkana dia nolazaina hoe « Vanjan'Eoropa », dikan'izany [[faritany]] be ady ara-poko. Tety aoriana, ny Balkana dia manono ny firenen'ny [[Yogoslavia]] taloha.