Zotra Antananarivo-Côte Est: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy voaforona amin'ny « Ny zotra '''Antananarivo-Côte Est''' ('''TCE''') dia zotran-dalamby mampitohy an'Antananarivo sy Toamasina, mandalo an'i Moramanga sy Brickaville. Ny... »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 6 Aprily 2017 à 23:11

Ny zotra Antananarivo-Côte Est (TCE) dia zotran-dalamby mampitohy an'Antananarivo sy Toamasina, mandalo an'i Moramanga sy Brickaville. Ny orinasa Madarail no miandraikitra an'io zotra io ankehitriny.