Kor'any: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Tohiny
Fanitsiana
Andalana faha-1:
== Famaritana azy: ==
Ny boky manan-kaja Al Kor’any (القرآن‎‎) izay boky fototra manazava ny finoana Islam dia, mbola amin’ny Teny Arabo, tenindrazan’Ilay mpaminany nitondra azy. Ary mbola amin’ny Teny arabo hatramin’izao. Tsy nisy fiovana na dia, iray aza. Na ny fomba famakiana azy na ny fomba fanazavana azy na ny fomba fampiharana azy dia, mbola hita mazava tsara ary voatahiry avy amin’ny alalan’ny boky mirakitra ny tenin’Ilay mpaminany nitondra azy: Hadith Sahih. Al Kour’any, boky izay manana fomba famakiana azy miisa fito. Amin’ny feo manaitra sy lalim-paka ary na dia, tsy fantatrao azy ny zavatra teneniny dia, efa resilahatra sahady ianao aminy. Voasariky ny feo izay miditra sy mamakivaky ny fanahinao ianao ary mandrotsaka ny ranomasonao amin’ny fomba mahagaga. Al Kor’any boky manan-kaja tsy misy toa azy. Ahitanao ny lafin’ny fiainana rehetra. Na ara-piarahamonina izany, na ara-pivavahana izany, na ara-pitondrana izany, na ara-piarovana izany dia, voalahadahatra ao anatiny. Al Kor’any boky izay tsy namela ny ambaratongan’olona rehetra. Na mpanakarena ianao na mahantra na fadiranovana na mpino islam ianao na mpino Kristianina ianao na mpino Jiosy ianao na tsy mpino an’Andriamanitra mihitsy dia, mbola namelany hafatra sy anatra ary fampitandremana. Angamba ianao ho tontohitra. Al Kor’any boky izay manambara ny zavatra ho avy sy efa lasa. Boky izay manambara ny zavatra hiseho ao anatin’ny fasana sy ny zavatra iseho amin’ny andron’ny fitsarana. Al Kour’any boky izany manambarana ny tsiambaratelon’izao tontolo izao. Na ny fiandohany izany na ny fiafarany izany na ny fizotrany ankehitriny izany dia, tsy misy na dia iray aza nafeniny.
* Ny boky manan-kaja Al Kor’any (القرآن‎‎) dia, midika hoe: Ilay fivakiana (matetika). Io boky io dia, boky fototra manazava ny finoana Islam dia, mbola amin’ny Teny Arabo, tenindrazan’Ilay mpaminany nitondra azy. Ary mbola amin’ny Teny arabo hatramin’izao.
 
* Ny boky manan-kaja Al Kor’any (القرآن‎‎) izay boky fototra manazava ny finoana IslamKor'any dia, mbola amin’nytsary Teny Arabo, tenindrazan’Ilay mpaminany nitondra azy. Ary mbola amin’ny Teny arabo hatramin’izao. Tsy nisy fiovana na dia, irayniharan'ny azafanovana. Na ny fomba famakiana azy na ny fomba fanazavana azy na ny fomba fampiharana azy dia, mbola hita mazava tsara ary voatahiry avy amin’ny alalan’ny boky mirakitra ny tenin’Ilay mpaminany nitondra azy: Hadith Sahih. Al Kour’any, boky izay manana fomba famakiana azy miisa fito. Amin’ny feo manaitra sy lalim-paka ary na dia, tsy fantatrao azy ny zavatra teneniny dia, efa resilahatra sahady ianao aminy. Voasariky ny feo izay miditra sy mamakivaky ny fanahinao ianao ary mandrotsaka ny ranomasonao amin’ny fomba mahagaga. Al Kor’any boky manan-kaja tsy misy toa azy. Ahitanao ny lafin’ny fiainana rehetra. Na ara-piarahamonina izany, na ara-pivavahana izany, na ara-pitondrana izany, na ara-piarovana izany dia, voalahadahatra ao anatiny. Al Kor’any boky izay tsy namela ny ambaratongan’olona rehetra. Na mpanakarena ianao na mahantra na fadiranovana na mpino islam ianao na mpino Kristianina ianao na mpino Jiosy ianao na tsy mpino an’Andriamanitra mihitsy dia, mbola namelany hafatra sy anatra ary fampitandremana. Angamba ianao ho tontohitra. Al Kor’any boky izay manambara ny zavatra ho avy sy efa lasa. Boky izay manambara ny zavatra hiseho ao anatin’ny fasana sy ny zavatra iseho amin’ny andron’ny fitsarana. Al Kour’any boky izany manambarana ny tsiambaratelon’izao tontolo izao. Na ny fiandohany izany na ny fiafarany izany na ny fizotrany ankehitriny izany dia, tsy misy na dia iray aza nafeniny.
<gallery>
Sary:Hungary pecs - jakovali2.jpg|Ny boky manan-kaja Al Korany
Sary:Coran-en-francais.jpg|Ny boky manan-kaja Kor'any. Ny ivelany.
</gallery>
Taona 570 taorian’I ‘Issa ibn Maryiam (Jesosy Kristy): Teraka I Mpaminany Mohammad (Fandriampahalemana sy fitahian’I Ilay nahary anie ho azy).