Angano: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Ny '''angano''' dia [[tantara]] tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana, na tantara mitantara ny zava-nitranga. Karazana lahabolana tsotra, lava ary miendrika [[tantara foronina]] noho ireo dingana hita ao anatiny sy ny mpandray anjara ary ny olana sy ny vahaolana hita taratra ao amin'ny tantara.
 
Famaritana :
[[Sokajy:Kolontsaina malagasy]]
Manana hevitra manokana ny teny Malagasy hoe [[Angano]] , tsy azo lazaina fotsiny hoe [[Conte]] na [[Mythe]] satria ireo tsy mitovy ny dikany.
 
"Conte" : Entina manazava ny fiainan'olombelona avy amin'ny fanoharana azy amin'ny samy olombelona na amin'ny zavaboaary hafa.
Matetika amin'izany dia misy lohateny izay vahavahana mandritra ny [[angano]] iray manontolo.
Ohatra: " Ny tanalahy sy ny lambo " , in "Angonon'ny Ntaolo"
 
"Mythe" : Karazana angano fiandohana na anganom-piforonana.
 
Ohatra: " Ifara sy Trimobe " , in "Anganon'ny Ntaolo"
[[oc:Conte]]