Facebook: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
→‎Rohy ivelany : Ma fb ne fonctionnent pas
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Fa maninona kay ts mety misokatr mihits ny fb ,indraindray mande dia avieo tsy mandeha intsony
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
'''Facebook''' dia sampan-draharaha [[tambajotra ara-tsosialy]] noforonina ny volana [[Febroary]] [[2004]], izay karakarain'ny [[orinasa]] Facebook Inc. Tamin'ny volana [[Septambra]] [[2012]], nihoatra ny iray miliara<ref>"Facebook Tops Billion-User Mark". The Wall Street Journal (Dow Jones). 4, 2012. Novangiana ny 4 Okt. 2012.</ref> ny isan'ny mpampiasa an'i Facebook, ary mahery ny antsasak'izy ireo no manao Facebook amin'ny [[finday]]<ref>[http://www.nytimes.com/2012/05/15/technology/facebook-needs-to-turn-data-trove-into-investor-gold.html?_r=0 Facebook’s Prospects May Rest on Trove of Data] novangiana ny 30 Des. 2012</ref>. Tamin'ny volana [[Oktobra]] 2012 ny [[tranonkala]] facebook izay manana ny adiresy [http://www.facebook.com www.facebook.com] dia tranonkala faharoa voavangy indrindra eo amin'ny [[Aterineto]] aorian'i Google.
 
Tsy maintsy misoratra ny mpikambana vao afaka mampiasa ilay tranonkala, ary rehefa vita izany dia afaka mamorona ny takelany, mifandray amin'ny mpikambana hafa izay nampiany ho namana ary mifanakalo hafatra. Miampy amin'izany koa ny fahafahana miditra anaty vondrom-pikambana ary manasokajy ny namany anaty lisitra manokana ("namana akaiky", "mpiara-miasa"...).tsy
 
== Tantara ==