Antsirabe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Ikotobaity (dinika | fandraisan'anjara)
k kaominina vaovao
k Voafafa ny fanovana ny Ikotobaity (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Jagwar
Andalana faha-1:
'''Antsirabe''' dia tanana fahatelo lehibe ao [[Madagasikara]] raha ny isan'ny mponina no jerena.
{{infobox tanàna
|anarana=Antsirabe
|faritany=Antsiranana
|isam-ponina=3405
|firenena={{Madagasikara}}
}}
'''Antsirabe''' dia kaominina malagasy ao amin'ny [[distrikan'i Ambanja]], [[Faritanin'i Antsiranana]]. Ny isam-poniny dia 3405 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2000. Ny kaodin-kaominina dia 71933 ary ny kaodin-distrika dia 719
 
== Vokatry ny fambolenaJeografia ==
Ny entana faharoa lafo vidy indrindra dia vary.
Ny zava-bolena lehibe indrindra amin'ny lafin'ny velarantany dia vary.
Ny entana fahatelo lafo vidy indrindra dia poivre.
Ny isan'omby dia 500.
Ny isan'ny taona nisiam-pesitry ny vorona teo anelanelan'ny taona 1999-2001 dia 3.
Ny zava-bolena faharoa lehibe indrindra amin'ny lafin'ny velarantany dia cafe.
Ny entana lafo vidy indrindra dia cafe.
90 ny mponina no miasa tany.
8 ny mponina no miasa amin'ny fanjonoana.
1 ny mponina no miasa amin'ny fiompiana.
0 ny mponina no miasa amin'ny sampandraharaha.
 
Eo amin'ny afovoan'ny nosy no misy azy, 168 km atsimon'[[Antananarivo]] manaraka ny lalam-pirenena faha-7. Renivohitry ny faritr'i Vakinankaratra izy. Araka ny fanisana natao ny Janoary 2005 dia manodidina ny 182 804 ireo mponina ao.
== Ara-tsosialy ==
 
Amin'ny haavo (altitude) 1 500 metatra Antsirabe ka voahodidina "volcan" izy. Antsirabe no tanàna mangatsiaka indrindra ao Madagasikara ka tonga hatrany amin'ny 0°C rehefa ririnina.
== Fotodrafitrasa ==
Ahitana tobim-pahasalamana ao.
Ahitana sekoly ambaratonga fototra.
 
Manana seranam-piaramanidina Antsirabe.
== Fitaterana ==
Ny fitaovam-pitaterana ampiasaina matetika indrindra dia fiara maivana base.
Ny faharetan'ny dia mankany amin'ny renivohi-paritany dia 4 ora.
Ny fotoam-pitaterana mankany amin'ny tanàn-dehibem-paritany amin'ny andro fahavaratra dia 5 ora.
Ny lalan-tany dia azo aleha mandavan-taona.
Ny saran-dalan'ny olona tokana mankany amin'ny tanàn-dehibem-paritany amin'ny andro fahavaratra dia 60000 Fmg.
Misy fikambanan'ny mpampiasa lalan-tany ao.
Ny saran-dalan'ny olona tokana mankany amin'ny tanàn-dehibem-paritany amin'ny haintany dia 60000 Fmg.
 
== FahasoavanaTantara ==
Antsirabe dia midika hoe "ilay feno sira".Io anarana io dia avy amin'ny nahitana ilay rano misy sira. Ilay tanàna dia namboarin'ilay misionera norvezianina tamin'ny faran'ny taonjato faha-19, izay, angamba nahita ilay fahagagana izay tsy takatrin' ny saina, izany hoe, ilay rano tany antsirabe dia anisan'ny rano mahery eran-tany. Taloha, ny mpanjana-tany vazaha dia nanitatra ilay hevitra hatramin'ny farany
90 isan-jaton'ny mponina no atao hoe mahantra.
Ny halavan'ny vanim-potoana mety ahalanian'ny vokatry ny taon-dasa dia 6 volana.
10 isan-jaton'ny mponina no manana fari-piainana antonontonony.
 
=== Endri-javatraIndostria ===
Misy masoivohon'ny ministeran'ny fahasalamana.
Misy masoivohon'ny ministeran'ny fahasalamana.
Misy masoivohon'ny ministeran'ny fanabeazana.
Misy masoivohon'ny ministeran'ny fanabeazana.
 
Antsirabe no [[faritra]] be orinasa indrindra, ary azo lazaina fa renivohitry ny indostria malagasy.
== Olana ==
* TIKO (Tena Izy Ka Omeko) : orinasa mpanodina sakafo
Tapaka in-1 ny lalana tao anatin'ny taona 1999-2001.
* COTONA : orinasa mpanodina hasy hanamboarana lamba
* [http://en.wikipedia.org/wiki/Wheat_flour#Madagascar LMM Farine] : orinasa mpanodina varimbazaha ho lafarinina
* STAR : orinasa mpanamboatra ny labiera THB, sy karazana zava-pisotro isan-karazany
* SOCOLAIT : orinasa mpanodina ronono (Nestle taloha)
* MELIA / SACIMEM : orinasa mpamokatra sigara
 
=== Rohy ivelanyFizahan-tany ===
* [http://www.ilo.cornell.edu/ilo/census.xls ilo.cornell.edu] - Statistika momba ny kaominina malagasy ary loharanom-pahaizana namoronana an'ity lahatsoratra ity.
 
Inona no zavatra tena anenenan'ny olona raha tsy nataony rehefa nandalo an'Antsirabe :
[[Sokajy:Kaominina any Madagasikara]]
 
* ny nandeha posy
* ny nisotro rano visy
* ny nitsidika an'Andraikiba sy Tritriva
 
Tanàna madio rivotra Antsirabe, tsy dia ahitana fitohanan'ny fifamoivoizana izany. Betsaka ny posiposy, ary anisan'ny fitaovam-pitaterana tsara dia tsara ao amin'io tanàna io koa ny bisikileta. Tsy dia lehibe loatra koa ny tanàna, ka azo atao tsara ny mitety azy amin'ny [[bisikileta]]. Misy tsangambaton'ny fahaleovan-tena mijoalajoala eo afovoan'ny tanàna.
 
Noho izany dia anisan'ny mandroso tokoa ny fizahan-tany amin'io [[faritra]] io. Maro ny trano fandraisam-bahiny izay niorina tao ka an'isan'izany ireo lehibe :
* Hotel Diamant
* Hotel des Thermes
* Arotel
* Aida Hotel
 
== Tanàna rahavavy ==
* [[Stavanger]] any {{Norvezy}}
* [[Montluçon]] any {{Frantsa}}
* [[Levallois-Perret]] any {{Frantsa}}<ref name="JUMEL">{{Lien web |url=http://www.cncd.fr/frontoffice/bdd-recherche-resultat.asp?searchField=levallois+perret&x=0&y=0 |titre= Atlas français de la coopération décentralisée et des autres actions extérieures |site= Ministère des affaires étrangères |consulté le= 12 janvier 2010 }}</ref>
* [[Vacoas-Phoenix]] any {{Maorisy}}
 
|anarana=[[Sokajy:Antsirabe]]
|firenena={{[[Sokajy:Madagasikara}}]]