Fiteny volapoky: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 78 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q36986 (translate me)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
[[Sary:Litzelstetten Volapuek.jpg|thumb|Menade - Püki bal « olombelona iray - fiteny iray » amin'ny fiteny volapioky|ankavanana|220px]]
 
Ny '''fiteny volapioky''' na '''volapoky''' na koa '''volapük''' dia fiteny noforonin'ny mompera kristianina katôlika alemana [[Johann MartunMartin Schleyer]] (1831-1912), avy ao [[Baden]], any Alemaina.
 
Ny tsy nahazoan'ny fiteny volapoky fahombiazana tahaky ny fiteny esperanto na ny fiteny ido ankehitriny dia ny olana lehibe ny fiteny volapoky amin'ilay voambolana sarotra ianarana (kanefa mora tononona), miaraka amin'ny hasarotan'ny fanonona ny teny. Tsy tian'i Schleyer novana izany ka izay no nahatonga ny fiteny volapoky tsy dia be mpiteny intsony ankehitriny. Ankehitriny, ny teny namboarina be mpiteny dia ny fiteny esperanto (iray tapitrisa), ny fiteny ido (iray hetsy), ny fiteny interlingua (vitsy ny tena mpiteny, fa mora azon'ny olona mahay miteny fiteny latina, izany hoe eo amin'ny 900 tapitrisa eo manerana izao tontolo izao), vitsy zanapeo nohon'ny fiteny volapoky ireo fiteny naorina telo ireo, ary manamora ny fanononana izany.