Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
 
I '''Andry Rajoelina''' no iantsoana an'i '''Rajoelina Andry Nirina Rajoelina''' teraka tamin'ny 30 Mey 1974. Mpanao politika malagasy ary mpanana radio sy televiziôna.
 
Izy no ben'ny tanànan'Antananarivo nanomboka ny 12 desambra hatramin'ny 3 febroary 2009 mialohan'ny nametrahany ny fahefana ho an-dRamatoa Michelle Ratsivalaka izay nosoloina koa an'i Edgard Razafindravahy avy any Ambohimalaza toa an'i Rajoelina.