Rabemananjara Jacques: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Jacques Rabemananjara ho Rabemananjara Jacques i Poizina
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
== Ny momba azy ==
 
'''JacquesRABEMANANJARA RabemananjaraJacques''' dia teraka tao [[Mangabe]], [[Maroantsetra]] ny [[13 Jiona]] [[1913]]. Nodimandry ny [[2 Aprily]] [[2005]] tao [[Frantsa]] tamin'ny faha-92 taonany.
 
Nolehibiazina tamin'ny finoana katolika izy, ary nanohy fianarana teny amin'ny Sekoly ambony mpanomana ho pretra tao [[Antananarivo]] raha nihevitra hanolo-tena ho pretra ny taona 1927-1935.