Faritra Sava: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{infobox Faritra
[[Sary:Madagascar-Sava Region.png|240px|ankavanana|thumb|Ny [[faritra]] sava nolokoina mena]]
| firenena = {{Madagasikara}}
| renivohi-paritra = [[Sambava]]
| distrika = Sambava, Andapa, Vohemar, Antalaha
| ben'ny tanàna = -----
| isam-ponina = 980807
| velarantany = 25518
| faritany = [[Antsiranana]]
| laharam-pehintany = -----
| laharan-jarahasina = -----
| sary = Madagascar-Sava Region.png
}}
 
Ny '''faritra Sava''' dia [[faritra]] ao amin'ny [[faritan' Antsiranana]], any avaratr'i [[Madagasikara]]. Ny renivoohiny dia [[Sambava]]. Ny [[faritany]] dia ao amin'ny amorontsiraka avaratra atsinanan'i [[Madagasikara]]. Izy io dia mizara sisintany amin'ny [[faritra Diana]], any avaratra andrefana, ny [[Sofia]] any atsimo andrefana ary ny [[faritra Analanjirofo]] any atsimo. Ny isam-ponina dia 805 300 tamin'ny [[2004]] ary ny velarantany dia 25 518 {{km2}}.