Faritra Menabe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy voaforona amin'ny « ankavanana|vignette|Ny misy ny faritry Menabe ao Madagasikara. Ny faritry '''Menabe''' dia ao andrefan'i Madagasikara, tafid... »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Novambra 2016 à 05:34

Ny faritry Menabe dia ao andrefan'i Madagasikara, tafiditra ao anatin'ny faritanin'i Toliara.

Ny misy ny faritry Menabe ao Madagasikara.

Jeografia

Tombanana ho 390 800 ny mponina ao tamin'ny 2004, ary 46 121km2 kosa ny velarantany.

Ny fitantanana

Misy distrika dimy ny faritra ary i Morondava no renivohitra.


Ny lova voajanahary

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.