Microsoft Windows: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Windows logo and wordmark - 2012.svg
Andalana faha-1:
[[Sary:Microsoft Windows logo and wordmark - 2012.pngsvg|thumb|200px|right|Ny logo an'i Microsoft Windows]]
 
'''[[Microsoft]] Windows''' dia [[mpandrindra milina]] amboarin'ny orinasa informatika Microsoft, izay natao ho an'ireo solosaina mahazaka [[PC]]. Io no mpandimby ny [[MS-DOS]]. Nanomboka tamin'ny taona 1990 ary indrindra indrindra tamin'ny fivoahan'ny [[Windows 95]], nahita fahombiazana lehibe izy. Ny anisan'ny antony nahomby azy dia ireo fifanarahana nataony tamin'ireo mpanamboatra solosaina izay mandrara an'ireo mpanamboatra solosaina ireo mametraka mpandrindra milina hafa afatsy Microsoft Windows (raha tsy izany dia hiharan'ny sazy ara-bola). Efa napetraka eo amin'ny solosaina PC rehetra izay varotana Windows ; ary noho ny fifanarahana, tsy omen'ireo mpanao solosaina safidy ny mpividy solosaina.