Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
<p>Ny Fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara dia fiangonana natsangan'i Pasitera Mailhol André Christian Dieu Donné tamin'ny taona 1998. Mifototra manokana amin'ny fanazavana sy fampianarana ny misiterin'ny <strong>bokin'ny Apokalypsy</strong> ny fikambanana.</p>
<p>Roa lahy tamin'ny voalohany ny mpianatra ary avy eo nihitatra tamin'ny olona maro be manerana an'i Madagasikara.</p>
<p>Miavaka koa izy amin'ny fanalana devoly amin'ny alalan'ny fanondrona amin'ny fanondro sy ny faminaniana navoakan'ny Pasitera Mailhol : fialan'ny Prezida Ratsiraka eo amin'ny fitondrana, fiverenany teo amin'ny fitondrana, fametrahan'ny FFKM an-dRavalomanana eo amin'ny fitondrana, fanonganampanjakana amin'ny 2009, fitondrany ny fanjakana aminaorian'ny 2013, anisan'ny mampiavaka ny Fiangonana Apokalypsy ihany koa ny fanazavana momban'ny andro nahafatesan'i Jesosy Kristy dia ny antsasaky ny herin'andro (alarobia) araka ny fanazavan'ny Pasitera Mailhol.</p>
[http://mg-mg.apocalypse-mada.org/[Site webn'ny apokalypsy]]