Lôndôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Renirano
Wikilinks
Andalana faha-5:
[[Sary:London Skyline.jpg|thumb|220px|right|Renirano Thames]]
 
Ny London be (''Greater London'') dia manana isam-ponina 7 512 400, ny olona mipetraka ao Londona dia tenenina hoe londonianina. Ny lanjan'i Londona dia 19%-n'ny vokatra anaty akorany dia. Ny tanàn-dehibe dia miisa 8 278 251 mponina. Araka ny fepetra isan-karazany, mety any amin'ny 12-14 tapitrisa any ho any isan'ny mponina ianjadian'ny tanànan'ny London. Any [[Eoropa]], ny tanànan'ny [[Moskva]], [[Paris]] sy [[Istanbul]] ihany no manana lanja ara-demôgrafia mitovy.
 
Ny tanànan'ny Londona dia mihetsiketsika ary maro an'isa amin'ny lafin'ny kolontsaina. Manana anjara lehibe izy ao amin'ny taozavatra sy ny lamôdy. Tanàna be mpizahantany koa izy. 27 tapitrisa ny isan'ny mpizahantany mandalo ato isan-taona, ary misy toerana efatra voasokajy anaty ny haren-tsain'ny tontolo (patrimoine mondial) ary misy moniomenta maromaro malaza manerana ny tany, toy ny lapan'i Westminster, ny Tower Bridge, ny Tower of London, ny Westminster Abbey, ny Lapan'i Buckingham, ny fikambanana toy ny British Museum na ny National Gallery.