Lôndôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Renirano
Andalana faha-3:
'''London''' (avy amin'ny fiteny anglisy ''London'' - [ˈlʌndən]), any atsimo atsinanan'ny Onaiteda Kingdoma, dia renivohitra ary tanànan ngeza indrindra any Onaiteda Kingdoma. Mandritry ny taonjato maro, io ny renivohitry ny Empira Britanika, empira ngeza indrindra nisy teto an-tany. Efa nisy roa arivo taona mahery izay io tanàna io no noforonin'ny romana. Amin'ny lafin'ny isam-pinina, efa betsaka ny isan'ny tanàna lehibe ngeza noho izy. Anivo ara-politika, renivohitry ny Commonwealth, ny tanànan'ny Londona dia hery ara-piharian-karena lehibe, noho ny maha-centre financier voalohany azy.
 
[[Sary:London Skyline.jpg|thumb|220px|right|Renirano Thames]]
 
Ny London be (''Greater London'') dia manana isam-ponina 7 512 400, ny olona mipetraka ao Londona dia tenenina hoe londonianina. Ny lanjan'i Londona dia 19%-n'ny vokatra anaty akorany dia. Ny tanàn-dehibe dia miisa 8 278 251 mponina. Araka ny fepetra isan-karazany, mety any amin'ny 12-14 tapitrisa any ho any isan'ny mponina ianjadian'ny tanànan'ny London. Any Eoropa, ny tanànan'ny Moskva, Paris sy Istanbul ihany no manana lanja ara-demôgrafia mitovy.