Soratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Addbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 84 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q37260
Andalana faha-34:
Efa mahery ny dimy arivo taona izay ny soratra no ampiasain'ny olomeblona, samihafa avokoa ny endriny araka ny toerana nipoirany, ireo haifomba izay mahay mamboly efa hatry ny ela ary izay efa mipetraka anaty taràna no nanomboka namorona ny soratra : tany [[Ejipta fahiny|Ejipta]] nanomboka tamin'ny -3400, tany [[Mezôpôtamia]] tamin'ny [[-3300]], tany [[Kipra]] tamin'ny [[-2200]], tany [[Krity]] tamin'ny [[-1900]], tany [[Sina]] tamin'ny [[-1400]] ary tany [[Amerika Afovoany]] tamin'ny [[-900]]. Ireo soratra ireo no loharanon'ny endri-tsoratra rehetra izay fantatra ary ampiasaina amin'izao fotoana izao.
 
[[Sary:FanoratanaÉcrire.jpg|ankavanana|200px|right|thumb|Fanoratana eo amina taratasy]]
 
Ireo no mety antony namoronana ny soratra :