Wikipedia:Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
-->
-----------------
==== Vaovao29 faranyAprily 2016 ====
Omaly faha [[29]] [[Avril]],Lozam-pifamoivozana teny amin’ny <big>Digue</big> sy tany <big>Mahitsy</big> [[Antananarivo]] : 12 no [[maty]], 37 naratra mafy
Lozam-pifamoivozana
Omaly faha [[29]] [[Avril]], teny amin’ny <big>Digue</big> sy tany <big>Mahitsy</big> [[Antananarivo]] : 12 no [[maty]], 37 naratra mafy
 
Nanoloany izany, dia nitsidika tao amin’ny [[hopitaly]] HJRA ireo niharam-boina ny filoha ‪[[Hery ‎Rajaonarimampianina]]‬ halinaalina, nankahery ireo naratra sy naneho ny fiaraha-miory tamin’ireo fianakaviana namohynamoy havana.
 
Baiko hentitra no nomeny ny tompon’andraikitra rehetra mba hanamafy ny fampiharana ny lalàna sy ny fitsipiky ny fifamoivozana, hampiatrahampihatra tsy misy hindrafoindrafo ny famaizana amin’izay mihoa-pefy, ary hanaramaso akaiky ny fanomezana alàlana hamily fiara, indrindra eo amin’ny sehatry ny fitateram-bahoaka.
 
Niantso ireo mpitatitra izy mba ho matihanina ny [[mpamily]] ampiasaina satria ain’olona no lalaovin’ireo manao kitohatoha amin’ny asany. Asiana sampan’ny [[Bianco]] koa, hoy, ny filoha, eny amin’ireo toby fitsirihana ara-teknika mba tsy ho nohon’ny [[kolikoly]] no ahazoana alàlana, kanefa hitera-doza satria tsy tomobana ny fiara.<ref>http://www.presidence.gov.mg/accidents-de-taxibe-application-stricte-des-lois-et-reglements/</ref>
 
Niantso ireo mpitatitra izy mba ho matihanina ny [[mpamily]] ampiasaina satria ain’olona no lalaovin’ireo manao kitohatohakitoatoa amin’ny asany. Asiana sampan’ny [[BiancoBANCO]] koa, hoy, ny filoha, eny amin’ireo toby fitsirihana ara-teknika mba tsy ho nohon’ny [[kolikoly]] no ahazoana alàlana, kanefa hitera-doza satria tsy tomobanatomombana ny fiara.<ref>http://www.presidence.gov.mg/accidents-de-taxibe-application-stricte-des-lois-et-reglements/</ref>
<noinclude>
-----------------
==== Vaovao efa lasa ====
Ligne 29 ⟶ 28 :
Androany maraina no nandray ny andraikiny teny amin’ny [[lapan’I Mahazoarivo]] ny Praiministra vaovao Mahafaly Olivier.
Nambarany fa hitsangana haingana ny governemanta izay hotarihiny, ekipa hiray hina sy hiombom-bina amin’ny ady amin’ny fahantrana sy ny ho fihatsaram-pianina amin’ny lafiny rehetra ho an’ny mpiray taninfrazana. Ho takiana amin’ireo [[ministra]] ny vokatra misy fiantraikany mivantana amin’ny vahoaka, hoy izy.
 
<noinclude>
== Ny pejy hafa ahitana vaovao ==
; Vaovao eto amin'i Wikimedia :