Wikipedia:Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
-->
-----------------
==== VAOVAOVaovao FARANYfarany ====
Lozam-pifamoivozana
Omaly faha [[29]] [[Avril]], teny amin’ny <big>Digue</big> sy tany <big>Mahitsy</big> [[Antananarivo]] : 12 no [[maty]], 37 naratra mafy
 
Nanoloany izany, dia nitsidika tao amin’ny [[hopitaly]] HJRA ireo niharam-boina ny filoha ‪[[Hery ‎Rajaonarimampianina]]‬ halina, nankahery ireo naratra sy naneho ny fiaraha-miory tamin’ireo fianakaviana namohy havana.
Andalana faha-18:
Baiko hentitra no nomeny ny tompon’andraikitra rehetra mba hanamafy ny fampiharana ny lalàna sy ny fitsipiky ny fifamoivozana, hampiatra tsy misy hindrafo ny famaizana amin’izay mihoa-pefy, ary hanaramaso akaiky ny fanomezana alàlana hamily fiara, indrindra eo amin’ny sehatry ny fitateram-bahoaka.
 
Niantso ireo mpitatitra izy mba ho matihanina ny [[mpamily]] ampiasaina satria ain’olona no lalaovin’ireo manao kitohatoha amin’ny asany. Asiana sampan’ny [[Bianco]] koa, hoy, ny filoha, eny amin’ireo toby fitsirihana ara-teknika mba tsy ho nohon’ny [[kolikoly]] no ahazoana alàlana, kanefa hitera-doza satria tsy tomobana ny fiara.<ref>http://www.presidence.gov.mg/accidents-de-taxibe-application-stricte-des-lois-et-reglements/</ref>
 
-----------------
==== VAOVAOVaovao EFAefa LASAlasa ====
* Voatendry ny Praiministra vaovao
Nampahafantarin'ny Sekretera Jeneralin’ny Fiadidiana ny Repoblika io takariva io teny amin'ny [[lapan'Iavoloha]], ny Didim-panjakana laharana faha-2016-250, izay nanendren’ny Filoham-pirenena an Atoa [[Mahafaly Solonandrasana Olivier|MAHAFALY Solonandrasana Olivier]] ho [[Praiministra]] sady Lehiben’ny [[Governemanta]].