Wikipedia:Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zanatan (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
-->
-----------------
* Voatendry ny Praiministra vaovao
* Handray ny fivoriambe iraisam-pirenena mombany [[Trozona]] ny firenena [[Madagasikara]] amin'ny volana [[Aogositra]] hoavy zao.
Nampahafantarin'ny Sekretera Jeneralin’ny Fiadidiana ny Repoblika io takariva io teny amin'ny [[lapan'Iavoloha]], ny Didim-panjakana laharana faha-2016-250, izay nanendren’ny Filoham-pirenena an Atoa [[Mahafaly Solonandrasana Olivier|MAHAFALY Solonandrasana Olivier]] ho [[Praiministra]] sady Lehiben’ny [[Governemanta]].
* [[Vola]] mitentina [[200]] [[tapitrisa]] [[Ariary]] no hitan'ny mpitandro filaminana taoriany fisavana ny fiarakodian'i [[Depiote]] [[Malagasy]] [[Lanto RAKOTOMANGA]] tao Antananarivo tamin'ny aliny Alatsinainy faha [[8]] [[Jiona]] [[2015]].
Mandra-pitsangan’ny Governemanta vaovao dia iantohan’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta amperinasa ny fampandehanan-draharaha andavanandro.
* [[FAO]] : tamin'ny [[5]] [[Jiona]] teo dia voafidy fanindroany indray hitantana ny fikambanana iraisam-pirenena misahana ny [[sakafo]] sy ny [[fambolena]] i [[José Graziano da Silva]].
 
* Fifamindram-pahefana : tontosa androany maraina
Androany maraina no nandray ny andraikiny teny amin’ny [[lapan’I Mahazoarivo]] ny Praiministra vaovao Mahafaly Olivier.
Nambarany fa hitsangana haingana ny governemanta izay hotarihiny, ekipa hiray hina sy hiombom-bina amin’ny ady amin’ny fahantrana sy ny ho fihatsaram-pianina amin’ny lafiny rehetra ho an’ny mpiray taninfrazana. Ho takiana amin’ireo [[ministra]] ny vokatra misy fiantraikany mivantana amin’ny vahoaka, hoy izy.
<noinclude>
== Ny pejy hafa ahitana vaovao ==