Wikipedia:Fototra dimy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Denniss (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
| [[Sary:Opca enciklopedija JLZ.jpg|50px|gauche]] || '''[[Wikipedia:Ny wikipedia dia raki-pahalalàna|Wikipedia firaketana]]'''
 
* Ny wikipedia dia raki-phalalalànapahalalàna, azo atao alimanaka, raki-pahalalàna mikasika taranja manokana. Tsy amban'ny lisansa ny copyright {{c}} ny lahatsoratra voatahiry ato.
 
* Tsy maintsy manaraka ny fitsipika momba ny lahatsoratra ny lahatsoratra hosoratana ato, tsy manana ny toerany ato ny [[Wikipedia:asa foronina|asa noforonina]].
Andalana faha-52:
* Aza matahotra manoratra, manova sy mamafa pejy ianao. Ovay amin'ny tanjon'ny fanatsaràna ny lahatsoratra hitanao tsy feno. '''''Tsy maninona raha tsy lavorary ny lahatsoratra eto''''' raha manaraka ny fitsipika sy ny fepetra izy ireo.
 
* Mba mahasahia manoratra. Aza miandry izany hoe fantatra daholo ny fitsipika vao manomboka. Raha misy diso ny ataonao eto, misy ho hitan'ny mpandray anjara izy ireo. Aza matahotra manelingelina ny fandehanan'ny wikipedia. Ny santionany teo aorian'ny santionanao dia mbola hita ary mbola azo averina. '''''Azo averina daholo ny santionany rehetra'''''. Aza manadino koa fa ho voatahiry ato mandrakizay ny lahatsoratra notehirizinao.
|}
{{Fototra dimy}}