Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-1:
== Ny niandohany ==
Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be tany teto [[Madagasikara]]. Fivavahana voalohany eto [[Madagasikara]] raha ny habetsahan'ny mpino no jerena jeren'ny '''[[Fiangonana]] Katolika'''. Mampiavaka ny fiangonana Katolika koa ireo Trano Fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy [[lakroa]] avokoa ny fiangonana Katolika.
 
== Fivoarany ==