Firaisan' ny Repoblika Sôsialista Sôvietika: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-2:
[[File:Union of Soviet Socialist Republics (orthographic projection).svg|thumb|229x229px]]
Ny '''Firaisan'ny repoblika sosialista sovietika''' ('''FRSS'''), na '''Firaisana Sovietika''' (amin'ny [[fiteny rosy]] : Союз Советских Социалистических Республик izay manana dikan-tsoratra ''Soyuz Sovietskikh Sotsialistichestikh Respublik'') dia [[Fanjakana federaly]], ahitana repoblika sosialista sovietika 15, izay nisy nanomboka tamin'ny 30 Desambra 1922 hatramin'ny fanjavonany tamin'ny 26 Desambra 1991. [[Môsikao|Moskoa]] no renivohitra.
Iray ampahaenin'ny velarantany manontolon'ny tany maina ilay firenena izay firenena nidadasika indrindra teto amin'izao tontolo izao. Nandova ny tanin'ny empira rosy izy, afatsy i [[Finlandy]] ary [[Polonia]] izay lasa firenena mahaleotena taorian'ny [[ady an-trano rosy]] tamin'ny 1918 hatramin'ny 1921.
|