Venosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k →‎Rohy ivelany : All info is kept in Wikidata, removed: {{Link FA|bg}} (4) using AWB (10902)
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
Replacing Venus-real.jpg with File:Venus-real_color.jpg (by CommonsDelinker because: Duplicate: Exact or scaled-down duplicate: commons::File:Venus-real color.jpg).
Andalana faha-1:
[[Sary:Venus-real color.jpg|200px|ankavanana|thumb|Venosy]]
 
'''Venosy''' dia ny fajiry faharoa mihodikodina manodidin'ny manodidin'ny [[Masoandro]]. Ny halavirany amin'ny masoandro dia 108 tapitrisa kilometatra. Noho ny hatevin'ny sosondrivony ary noho ny fahafahany mitazona ny hafanana, dia eo amin'ny 465°C hatramin'ny 490°C ny mari-pana eo amin'ny [[troposfera]]n'ilay fajiry.