Aterineto: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Aterineto''' na '''Internet''' dia vondron-tsolosaina afaka mifandray ary mifanakalo fampahalalana. Ny Aterineto dia ampiasaina amin'ny fandefasana fampahalalana hainga amin'ny solosaina erak'izao tontolo izao. Ao amin'ny Aterineto dia ahitana tranonkalan'olon-tsotra, manam-pahaizana, mpivarotra sy ny manao bizinesy ary ny governemanta izay mitatitra karazana fampahalalana maro samihafa ary koa servisy. Ny Aterineto noho izany dia tambajo-tambajotra.
 
== Tantara ==