Sora-miafina amin'ny fanidy abaribary: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''sora-miafina amin'ny fanidy abaribary''' (anglisy: ''public key cryptography'', frantsay: ''cryptographie à clef publique'') dia fomba fanafenan-kafatra fampia... » |
(Tsy misy mahasamihafa)
|
Endrik'io pejy io tamin'ny 7 Novambra 2015 à 22:18
Ny sora-miafina amin'ny fanidy abaribary (anglisy: public key cryptography, frantsay: cryptographie à clef publique) dia fomba fanafenan-kafatra fampiasa amin'ny kajimirindra, indrindra amin'ny tranonkala izay mety mampiasa fifandraisana atao sora-miafina toa ireo tranonkala fivarotan'entana ary mandray vola amin'ny alalan'ny fangalàna ireo laharan-kara-pandoavan'ny mpanjifany amin'ny Aterineto.