Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Voafafa ny fanovana ny 197.158.85.117 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i 41.77.16.72
Andalana faha-7:
== {{h|Ahoana no manova takelaka}} ==
 
Afaka ovain'ny mpampiasa aterineto{{'|internaute}} avy hatrany ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io kosa ny foto-pandehanany. Azon'ny mpitsidika ovaina ny pejy raha hanatsara azy ny tena tanjony<ref>Tsy afaka ovaina ny pejy manokana sy ny pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba</ref>. Afaka ampiasaina ny {{w|Kianjam-pasika}} rehefa manandrana ny syntaxe wiki ; Azo ampiasaina ihany koa ny [[special:mypage/kianjam-pasika|pejinao]] raha tianao.
 
= ┌────────────────────────────────────────────────────────────────────────┐
│ Lahatsoratra - Dinika - '''O'''vay - '''T'''antara ... ...
├───────────────────────── ^ ──────────── ^ ─────────────────────────────┤
│ '''Afaka manova ny │ '''Afaka''' manaraka ny │'''
│ Takelaka rehetra ianao │ fanovàna rehetra ianao │
<nowiki> </nowiki>├────────────────────────────────────────────────────────────────────────┤
<nowiki> </nowiki>└────────────────────────────────────────────────────────────────────────┘ =
ANDRIATSILAVO Lova marie claude monina ANDRANOLAVA
 
=== Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy ===
Ligne 14 ⟶ 23 :
Afaka manindry ny rohy '''[ ovay ]''' eo amin'ny fizaràna (''section'') koa ianao rehefa fizaràna iray ihany ny tianao ovaina. <br>
 
Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizaràna : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao fa misy soratra ohatra ny '', ''', <nowiki>[[ na ]]</nowiki>. Io ny syntaxe wikipedia, io nony manomemanao endrikamise en forme ny lahatsoratrao.
 
Hitanao eo ambon'ny ''toerana anoratana'' fa misy ''barre d'outils'' manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : '''Soratra matavy''', ''Sora-mandry'', [http://mg.wikipedia.org rohy lohateny] sns.