Asa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « {{vangovango}} Raha eo amin'ny sehatra toekarena ny '''Asa''' dia karazana andraikitra sy adidy sahanin'ny olona tsirairay, ka miteraka na mahazo vok... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
 
Raha eo amin'ny sehatra [[toekarena]] ny '''Asa''' dia karazana [[andraikitra]] sy [[adidy]] sahanin'ny [[olona]] tsirairay, ka miteraka na mahazo vokatra tsara. Ny asa dia loharano hahazahoana sy hampidiram-bola amin'ny fiainan'ny [[olombelona]] eto ambon'ny tany. [[Mpiasa]] (anasa) no fiantsoina ireo olona manana azy ary [[tsy anasa]] ireo olona izay tsy misy azy, raha amin'ny [[firenena]] iray dia tena zava-dehibe ny fananana ny asa ary miteraka fahatrana kosa ny olona tsy anasa, misy [[lalàna]] sy ny [[politika]] apetraka [[fanjakana]] momban'ny asa mba hafahana mandamina sy mampirindramandrindra azy. Ny [[orinasa]] no mampiasa ny olona izay te-hiasa ka manana traikefa mifanaraka amin'izay ilainy, misy koa ny miasa tena na mivarotra, amin'ny ankapobeny ny olona rehetra dia natao hiasa mba hivelomany.
 
== Famaritana ==