Azia Afovoany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Central Asia (orthographic projection)AS.svgPNG|200px|right|thumb|Ireo firenena ao Azia afovoany]]
 
I '''Azia afovoany''' dia faritra afovoan'ny kaontinenta aziatika izay mivelatra manodisin'ny [[ranomasina Kaspiana]], ny ranomasin'i Aral ary ny [[fahiry Balkhach]]. Ny firenena izay lazaina fa ao Azia afovoany dia ireo firenena aziatika dimy izay mifarana amin'ny ''stan'' (Kazakhstana, [[Ozbekistana]], [[Tajikistana]], [[Torkmenistana]], [[Kirgizistana]]). Raha atambatra ireo firenena dimy ireo dia miisa eo amin'ny 61,5 tapitrisa ny isam-ponina ary 4 tapitrisa ny velarantany.