Andrianampoinimerina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-44:
</gallery>
 
== NYNy ANARANAanarana NISALORANYnisalorany ==
 
Mpanjaka nitondra anarana betsaka indrindra Andrianampoinimerina. Tamin’ny fahazazany dia “Imboasalama” no anarana niantsoan’ny lafindrainy azy tany Anjozorobe fa farariana izy noho izy vitan’Alahamady. “Ilahifotsy” kosa no niantsoan’Andriambelomasina sy ireo lafindreniny azy teny Ambohimanga. Vao nanjaka teo Ambohimanga izy dia nisalotra ny anarana “Andrianampoinimerina”, nentiny nampangina ireo andriana merina madio izay nanenjika azy ho manila merina sy mpisandoka fahefana ary koa hanehoany ny maha zafind-“Rangorinimerina” azy, ary ny vadibeny dia nantsoiny hoe “Rabodonimerina”.