Mpandrindra milina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 3 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q9135 (translate me)
+ fizarana tokony hofenoina
Andalana faha-2:
[[Sary:Operating_system_placement-mg.svg|Mpandrindra milina ary rindrankajy miasa aminy|220px|ankavanana|thumb]]
 
Ny '''mpandrindra milina''' azo afohezina ho ''SE'' na ''OS'' (amin'ny [[teny frantsay]] sy amin'ny [[teny anglisy]]) na koa '''rafitra fikirakirana''' dia karazana rindrankajy iray mandrindra ny solosaina ary ahafahan'ny rindrankajy madinika handeha. Izy io dia karazana tetezana ahafahan'ny [[rindrankajy]] (software) mampiasa ny [[fitaovana]] (hardware).
 
Ny mpandrindra milina, ankoatra ny izy tetezana anelanelan'ny rindrankajy sy ny fitaovana, dia manamora ny fampiasana ny fitaovana ary manao ny tao rehetra mba hanakely ny zava-diso mety hisy (fanasarahana ny zava-diso, fahatantesana ny fahasimbana) ary ny antoka informatika.
Andalana faha-14:
 
Ny mpandridra milina voalohany dia noforonina tamin'ny 1960. Tamin'ny 2010, ny mpandrindra milina malaza indrindra dia Unix (ao koa Mac OS sy Linux) ary Windows, ny Windows dia ao amin'ny ankabeazan'ny solosaina ; 90%n'ny solosaina personaly misy eto an-tany ankehitriny dia manana mpandrindra milina Windows, kanefa 50%n'ny lohamilina misy eto an-tany no manana ny mpandrindra milina Unix.
 
== Karazana mpandrindra milina ==
 
=== Mahatanteraka asa tokana ary mahatanteraka asa maro ===
{{...}}
=== Iasam-pampiasa iray na iasam-pampiasa maro ===
{{...}}
=== Mpandrindra milina maro ===
{{...}}
 
== Tantara ==
{{...}}
== Karazana mpandrindra milina ==
{{...}}
== Mpanorina ==
{{...}}
== Mpandrindra milina amin'ny fotoana katroka ==
{{...}}
== Fanoratana mpandrindra milina ho fialam-boly ==
{{...}}
== Fahasamihafan'ny mpandrindra milina ary fahafaha-mampiasa amin'ny milina maro ==
{{...}}
== Anjaran-tsena ==
{{...}}
 
 
== Vangio koa ==