Wikipedia amin'ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
fanavaozana ny fampahalalana lany andro
Andalana faha-13:
Ny fiteny tena ampiasaina amin'ny fanoratana ny lahatsoratra amin'ny teny malagasy dia ny teny malagasy ofisialy. Na dia izany aza tsy ny teny malagasy ofisialy ihany no azo ampiasaina eto amin'ny Wikipedia amin'ny teny malagasy fa ekena avokoa ireo fitenim-paritra. Araka izany ny kaodim-piteny ampiasain'ny teny malagasy dia "mg" fa tsy "plt", izay natao ho an'ny teny malagasy tenenina eo amin'ny faritra afovoan'i Madagasikara.
 
Tamin'ny volana [[AogostiraAogositra 2012]], lasa Wikipedia amin'ny fiteny afrikanina lehibe indrindra ny Wikipedia amin'ny teny malagasy izay niisa lahatsoratra 38 000 ary mpikambana 4 900.
Ny Wikipedia amin'ny teny afrikanina manaraka azy dia ny Wikipedia amin'ny teny soahily ary ny Wikipedia amin'ny teny yoroba izay manana lahatsoratra niisa telo alina ary 24 000.
Telo volana sy tapany taty aoriana tamin'ny volana [[Desambra 2012]], dia nihoatra ny efatra alina ny isan'ny lahatsoratra, izay nahatonga ny Wikipedia malagasy ho Wikipedia voalohany indrindra manana lahatsoratra efatra alina.