Wikipedia amin'ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
fanavaozana ny fampahalalana lany andro
Andalana faha-4:
Ny '''Wikipedia amin'ny teny malagasy''' dia tetikasa iray an'i [[Wikimedia Foundation]]. Ny kaondim-piteny ampiasainy dia « mg », ampiasain'ny [[fiteny malagasy]] amin'ny ankapobeny.
 
Ny wikipedia amin'ny teny malagasy dia nosokafana tamin'ny taona efatra sy roa arivo (20142004) ary izy ankehitriny ny wikipediaWikipedia fahadimyamin'ny teny afrikanina lehibe indrindra ao aoriananoloan'ny [[fiteny afrikaans]], ny [[fiteny soahily]] ary ny [[fiteny yorobayôroba]]. Ny isan'ny mpikambana nisoratra anarana ao amin'izao fotoana izao dia mihoatramanakaiky ny 2iray 500alina fa iray na roavitsy amin'ireo monja no tena mpikambana mavitrika. aryNy mananaisan'ny mpandrindra dia roa.
 
Wikipedia faha efatra lehibe indrindra amin'ny fiteny any [[Afrika]] ny wikipediaWikipedia malagasy. Ary izy irery ankehitriny no tetikasa Wikipedia aminasoratana amy [[fiteny barito]].
 
Ny toerana misy ny mpiteny malagasy dia any [[Madagasikara]] amin'ny ankapobeny (roapolo tapitrisa). Na dia izany aza raha oharina amin'ny fiteny hafa izay manana teny teratany ho teny ofisialy, vitsy ny mpitsidika avy any Madagasikara mitsidika ny Wikipedia amin'ny teny malagasy<ref>[http://stats.wikimedia.org/wikimedia/squids/SquidReportPageViewsPerCountryBreakdown.htm ''Wikimedia traffic analysis report'']</ref>, ary vitsy ny mpitsidiky ny Wikipedia amin'ny teny malagasy avy any Madagasikara<ref>http://stats.wikimedia.org/wikimedia/squids/SquidReportPageViewsPerLanguageBreakdown.htm</ref>.
Andalana faha-23:
* Janoary 2010 : Roa arivo ny isan'ny lahatsoratra
* 6 Mey 2011 : Iray alina ny isan'ny lahatsoratra
* <big>'''Androany {{CURRENTDAYNAME}} faha {{CURRENTDAY}} ny volana {{CURRENTMONTHNAME}} {{CURRENTYEAR}}, ny wikipedia malagasy dia manana lahatsoratra miisa {{NUMBEROFARTICLES}}'''</big>.
 
== Jereo koa ==