Jean Ravelonarivo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[File:Ravelonarivo jean.jpg|thumb|Lehiben'ny governemanta malagasy]]
I '''Ravelonarivo Jean''' dia teraka tamin'ny [[17 aprily]] [[1959]] tao [[Sakadomo]], ao amin'ny [[kaominina]] vohitr'i [[Berevo]] any amin'ny faritra atsimo nosy [[madagasikara]]. Izy io dia olo-manga [[malagasy]] sady [[jeneraly]] ary mpanao [[politika]]. Izy koa no lehiben'ny [[governemanta malagasy]] faha 18 na ny [[praiminisitra]] ankehitriny nanomboka tamin'ny [[17 janoary]] [[2015]].