Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014''' (amin'ny fiteny anglisy : 2014 FIFA World Cup, amin'ny fiteny frantsay : Coupe du monde de football de... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[File:Brasil 2014 letters.png|thumb|Brazila 2014]]
Ny '''Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014''' (amin'ny fiteny anglisy : 2014 FIFA World Cup, amin'ny fiteny frantsay : Coupe du monde de football de 2014) dia ny fiadiana ny tompondaka faha 20. Ny fikarakarana ny fiadiana moa dia ny [[FIFA]] no tomponandraikitra amin'ny zavatra rehetra. Izy io dia niatomboka tamin'ny [[12]] [[Jona]] [[2014]] hatramin'ny [[13]] [[Jolay]] [[2014]] tany [[Brazila]] no nanatanterahana ny fifaninanana ary nahitanahitana kiasa[[kianja]] miisa 12 izany kitra 2014 izany. Natao tany [[Costa do Sauípe]] ny ankitsapaka ireo firenena handray anjara rehetra tamin'ny [[6]] [[Desambra]] [[2013]]. Ity fiadiana ity no nampiasana ny [[teknôlôjia]] soritra mahitsy miloko fotsy rehefa handaka ny baolina, voalohany teo aminin'ny tantaran'ny [[baolina kitra]] izany. Tao amin'ny kianja ny [[Maracanã de Rio de Janeiro]] tamin'ny 4 ora ariva tany an-toerana no nanantanterahana ny fiadiana farany na ny "''finale''" ka ry zareo Alemagny[[Allemagne]] no nahazo fandresena raha nifanandrina tamin'ny ry zareo Argentina [[Arzantina]] tamin'ny alalany isa 1-0 izanyno nandavoan'i Allemagne ny ekipa Arzantina.
 
== Fisafidianana ny toerana itrangàn'ny fiadiana ==
{{...}}