Fikambanana Maneran-Tany momba ny Sakafo sy ny Fambolena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k nanova ny anaran'i FAO ho Fikambanana erantanin'ny Sakafo sy ny Fambolena i BeGasy
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[File:FAO logo.svg|thumb|Logô an'i FAO]]
Ny '''FAO''' na ny '''Fikambanana erantanin'ny Sakafo sy ny Fambolena''' na ny '''FAO''' (amin'ny teny frantsay : ''Organisation des Nations unies pour l’alimentation et l’agriculture'' ary amin'ny teny anglisy : ''Food and Agriculture Organization of the United Nations'') dia vondrona manokana ao amin'ny [[Firenena Mikambana]], ka miasa eo amin'ny sehatra fanohanana sy fanampiana ara-tsakafo ary fambolena maneran'izao tontolo izao. Naorina tamin'ny taona [[1945]] tao [[Kebaika]] (''Québec'') ary manana birao foibe ao [[Roma]] amin'ny ''Palazzo FAO'' nanomboka ny taona [[1951]]. Ny filoha ambony mitantana ny FAO amin'izao dia i [[José Graziano da Silva]], ary ny filoha mpanolo-tsaina mahaleotena dia i [[Luc Guyau]]. Nanomboka tamin'ny [[15]] [[jona]] [[2013]], ny FAO dia mitotaly 197 ireo mpikambana raha tamin'ny firenena mpikambana 194 ao [[Eropa]] sy ireo [[nosy]] manodidina any. Manana tanjona avo ny FAO dia "''Fanampiana sy fanorenana malalaka izao tontolo izao hiala amin'ny mosary''" (amin'ny teny frantsay hoe: « ''Aider à construire un monde libéré de la faim'' ») ary misy koa ny tarigetrany izay misoratra amin'ny [[sary]] famantarana hoe :(« ''Fiat panis'' », raha amin'ny teny [[latina]] dia hoe « ''qu'il y ait du pain'' (''pour tous'')»).
 
== Jereo koa ==