Fahasalamana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[File:Star of life2.svg|thumb|sary famantarana Fahasalamana]]
Ny '''Fahasalamana''' dia tokony ho hita amin'ireo [[zava-boahary]] rehetra indrindra ny [[olombelona]], izany hoe na fahasalamana ara-tsaina na ara-batana dia samy azo faritana amin'ny zava-boahary manana [[aina]], mifono [[nofo]] sy [[ra]] avokoa. [[Dokotera]] na [[Mpitsabo]] no fiantsoina ireo [[olona]] manam-pahaizana momba ny fahasalamana, ary ankehitriny dia misy ny fikambanana iraisam-pirenena misahana ny Fahasalamana toy ny [[OMSFikambanana erantanin'ny fahasalamana]] na ny hoe "''Organisation Mondiale de la Santé (OMS)''".
 
== Jereo koa ==