Ankizy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « {{vangovango}} thumb Ny '''Ankizy''' dia olombelona manana nofo sy , na vavy na lahy. Manomboka eo amin'ny fotoan... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
[[File:AF-kindergarten.jpg|thumb]]
Ny '''Ankizy''' dia [[olombelona]] manana [[nofo]] sy [[ra]], na [[vavy]] na [[lahy]]. Manomboka eo amin'ny fotoana nahaterahany hatramin'ny fahalebeazany no tena maha ankizy ny olombelona, izany hoe mifarana eo amin'ny faha [[18]] taona. Tezaina manaraka ny fitsipika apetraky ny [[Ray]] aman-d[[Reny]] ny ankizy, ary beazina amin'ny fomba tsara sady modely izy.
 
== Ankizy malagasy ==