Kaody bara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « vignette '''Kaody bara''' na antsoina hoe (''Code-barres'' raha amin'ny teny frantsay), dia fitaovana entina hamaritana sy ny ahafantarana ny... »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Jiona 2015 à 17:07

Kaody bara na antsoina hoe (Code-barres raha amin'ny teny frantsay), dia fitaovana entina hamaritana sy ny ahafantarana ny sary mifona kaody nomerika. Tamin'ny taona 7 octobra 1952 no nivoahany voalohany ka ireo mpianatra Amerikanina: Norman Joseph Woodland sy Bernard Silver no nipoirany hevitra nahita io fitaovana io. Ilaina ary ampiasaina indrindra eo amin'ny sehatra ara-barotra amin'izao fotoana izao izy io.

Jereo koa

Tekinôlôjia

Rohy ivelany