Wikipedia:Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-12:
* Handray ny fivoriambe iraisam-pirenena mombany [[Trozona]] ny firenena [[Madagasikara]] amin'ny volana [[Aogositra]] hoavy zao.
* [[Vola]] mitentina [[200]] [[tapitrisa]] [[Ariary]] no hitan'ny mpitandro filaminana taoriany fisavana ny fiarakodian'i [[Depiote]] [[Malagasy]] [[Lanto RAKOTOMANGA]] tao Antananarivo tamin'ny aliny Alatsinainy faha [[8]] [[Jiona]] [[2015]].
* [[FAO]] : tamin'ny [[5]] [[Jiona]] teo dia voafidy fanindroany indray hitantana ny fikambanana iraisam-pirenena misahana ny [[sakafo]] sy ny [[fambolena]] i [[José Graziano Dada Silva]].
<noinclude>
== Ny pejy hafa ahitana vaovao ==