Avatar (horonantsary, 2009): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010Bambifan101}}
'''''Avatar''''' dia filma science-fiction amerikanina nosoratana ary nentin'i [[James Cameron]], miaraka amin'i [[Sam Worthington]], [[Zoë Saldaña]], [[Sigourney Weaver]], [[Michelle Rodriguez]] ary i [[Stephen Lang]]. Ny tantaran'ilay filma dia amin'ny 2154. Ilay filma dia nivoaka tany [[Eoropa]] tamin'ny [[16 Desambra]] [[2009]] ary tany [[Amerika Avaratra]] tamin'ny [[18 Desambra]] [[2009]].