Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-16:
Ny volana Janoary 2012, noho ny fivoahan'ny NOTAM izay tsy nahafanan'ny fiaramanidina nitondra ny filoha taloha Marc Ravalomanana niditra tao Madagasikara, voatery niverina tany Afrika Atsimo ilay filoham-pirenena taloha. Tsy nanaiky nidina tamin'ilay fiaramanidina i Ravalomanana.
 
Ho an'ireo mpikamban'ny antoko politika TIM, dia tsifanajana ny ''feuille de route'' <ref name="rfi">[http://www.rfi.fr/afrique/5min/20120121-marc-ravalomanana-empeche-atterrir-antananarivo-madagascar Madagascar: l'avion de Marc Ravalomanana empêché dmd'atterrir à Antananarivo]</ref>.
 
Araka ny hevitr'ireo izay tsy momba azy dia Naka ny fahefana teto Madagasikara izy tamin'ny alàlan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 17 Martsa 2009 ary nanao ny tenany ho filohan'ny [[Fahefana Avon'ny Tetezamita]] (FAT na HAT). Arak'ireo izay tsy momba azy ihany koa anefa dia lazaina fa betsaka ireo olona izay maty noho izy ary betsaka ireo olon-dratsy izay nivoaka ny fonja noho izy. Ary na dia nilaza aza izy fa tsy izany no antony namoahany ny NOTAM (''Filazana ho an'ireo mpamily fiaramanidina''), heverin'ireo mpanohitra azy ihany koa fa noho izy no tsy nahafahan'ny filoha taloha Marc Ravalomanana tonga tao Madagasikara ny volana Janoary 2012<ref name="rfi" />