Voaloboka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
== Mpamokatra voaloboka ==
Araka ny [[FSF]] ([[Fikambanana momba ny Sakafo sy ny Fambolena]], ''Food and Agriculture Organization'', FAO) dia 7,6 tapitrisa hektara no ampiasaina amin'ny fambolena voaloboka erak'izao tontoo izao. 71%n'ny voaloboka no ampiasaina amin'ny fanaovana [[divay]]. 27% no hanina ho toa voankazo tsotra, ary 2% no hanina ho toa [[voankazo maina]]. Misy ihany koa ny amahan'ny voka-boaloboka ampiasaina amin'ny fanaovana ranom-boaloboka ho ampiasaina amin'ny fanamamiana ho an'ireo voankazo izay «tsy nampiana [[siramamy]]», na «voanjanahary 100%». Mitombo roa isan-jato isan-taona ny velarantany natokana ho an'ny fambolanafambolena voaloboka anaovana divay.
 
Eo ambany ny lisitr'ireo firenena mamokatra divay manokana velarantany betsaka indrindra