Voaloboka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
== Mpamokatra voaloboka ==
Araka ny [[FSF]] ([[Fikambanana momba ny Sakafo sy ny Fambolena]], ''Food and Agriculture Organization'', FAO) dia 7,6 tapitrisa hektara no ampiasaina amin'ny fambolena voaloboka erak'izao tontoo izao. 71%n'ny voaloboka no ampiasaina amin'ny fanaovana [[divay]]. 27% no hanina ho toa voankazo tsotra, ary 2% no hanina ho toa [[voankazo maina]]. Misy ihany koa ny amahan'ny voka-boaloboka ampiasaiaampiasaina amin'ny fanaovana ranom-boaloboka ho ampiasaina amin'ny fanamamiana ho an'ireo voankazo izay «tsy nampiana [[siramamy]]», na «voanjanahary 100%». Mitombo roa isan-jato isan-taona ny velarantany natokana ho an'ny fambolana voaloboka anaovana divay.
 
Eo ambany ny lisitr'ireo firenena mamokatra divay manokana velarantany betsaka indrindra
Andalana faha-16:
* [[Arjentina]] : 2.080 km²
* [[Aostralia]] : 1.642 km²
 
== Voaloboka fotsy ==
Ny voaloboka fotsy dia azo avy amin'ny voaloboka mainty tamin'ny alalan'ny fivoarana. Nampijanona ny fanamboarana [[antôsianinina]] ny fiovana tanaty [[fototarazo]] roa. Ny antôsianinina no mampamaitso ny voaloboka.<ref>Walker AR, Lee E, Bogs J, McDavid DA, Thomas MR, Robinson SP (2007). "White grapes arose through the mutation of two similar and adjacent regulatory genes". Plant J 49 (5): 772–85. PMID 17316172 .</ref>
 
== Jereo koa ==